|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matoantenin' ny mpanao |
| Singan-teny | 2ma, 3toa, 4teny, 5mpanao |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny.
8Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo. [1.146#75] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9active verb.
[1.26#] |
| Voambolana | 10 Haiteny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|